Sampana
Kristiana Tanora Loterana Malagasy
KTLM
Ny sampan’ny tanora Loterana Malagasy dia sampana velona sy mavitrika amin’ny fiainan’ny Fiangonana Loterana Malagasy. Izy io dia mampivondrona ny paroasy rehetra manomboka amin’ny 7 ka hatramin’ny 77 taona.
Iraka: fitoriana filazantsara amin’ny alàlan’ny hetsika isan-karazany ary miankina amin’ny fanomezana ara-panahy nomen’ny Tompo ny mpikambana tsirairay ao amin’ity sampana ity.
Ny antoko mpihira dia sampana an’ny sampana tanora loterana malagasy (eto Madagascar, misy koa fikambanana hafa an’ny sampan’ny tanora Loterana Malagasy)
Mail président
jeanloupandriama@outlook.fr
Romana 12:12
Mifalia amin’ny fanantenana; miareta amin’ny fahoriana; mahareta amin’ny fivavahana.
FANDAHARAM-POTOANA 2024
-KT TOur week end 24sy25 FEBROARY 2024
Toerana : Genève
-Alahady KTLM : 24 Marsa 2024
– Lavanty chocolat sy cadres (Paska 2024)
–Zaikakely KTLM SPFLME – FILEOVANA STRASBOURG
2024 – 13sy 14 Aprily 2024
Fivoriana sampana KTLM 2024.
Talata 30 JANOARY 7ora sy sasany : fivoriana komity taloha ktlm
Asabotsy 9 Martsa : AG KTLM – 4 Ora tolakandro
Chorale
Isaky ny Asabotsy manomomboka aminy 5 ora ariva sy isaky ny alahady aminy 10 sy sasany
Noely
Fanomanana ny seho Krismasy isaky ny Asabotsy sy Alahady ivelan’ny fotoam-pivoriana
Fampianarana du Mois
Que personne ne méprise ta jeunesse; mais sois un modèle pour les fidèles, en parole, en conduite, en charité, en foi, en pureté.
Tim 4 : 12