Fiangonana Loterana Malagasy eto marseille
“Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay”
Hebreo 13 : 8

FLM MARSEILLE
Fitandremana Marseille
Fileovana Marseille
Synodam-Paritany Fiangonana Loterana Malagasy eto Eoropa

-Fotoam-pivavahana Alahady amin’ny 10h30
Mikatona ny fiangonana ny Alahady 14 Desambra 2025
(Isan-telovolana any Montpellier)
–Sekoly Alahady amin’ny 9h30
–Asa sy Fampaherezana Zoma 19h30
Chapelle Sainte Claire
62 rue cade,
13014 Marseille
BUS : 33 sy 38 – Arrêt Cade Mouton
TER : Aix-Marseille – Arrêt Picon Busserine
GPS (Waze, Google maps) : FLM Marseille
Contact : 07 86 60 04 16

ISAN-3-VOLANA
FILEOVANA MARSEILLE
FLM Montpellier :
14, rue des Escholiers,
34430 Saint-Jean-de-Védas
Asabotsy 13 desambra 2025
Sakafo Komity Fileov. : 12h – 13h30
Fiv. Komity Fileovana/Sampana : 13h30 – 15h20
Fanombohana Fanompoam-pivavahana : 15h30
Hetsiky ny Fileovana : VOKATRA
Alahady 14 desambra 2025
Fanompoam-pivavahana : 9h30
Fanokanana Katekista
Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo
Contact : Mahanina 06 29 78 76 29

KRISMASY
FLM MARSEILLE – CHAPELLE SAINTE CLAIRE
– Alarobia 24 desambra 2025 – 19h30
Sasak’Alina NOELY:
Hira – Tononkalo – Tantara – Fiaraha-misakafo
Tsy misy ny vidim-pidirana
– Alakamisy 25 desambra 2025 – 10h30

ISAN-3-VOLANA
FILEOVANA MARSEILLE
Fitandremana …
Week-end 17-18 janoary 2026

KRISMASIN'NY TOBY
Pouru-Saint-Rémy
Week-end 24-25 janoary 2026

ISAN-2-VOLANA
FITANDREMANA MARSEILLE
Asabotsy 31 janoary 2026 – FLM Mazargues
Alahady 1 febroary 2026 – FLM Marseille

ZAIKAKELY FBL
SPFLME
Fileovana Strasbourg
Week-end 14-15 febroary 2026

ZAIKAKELY FiFiL
SPFLME
Fileovana Marseille
Week-end 14-15 martsa 2026

KMSP
SPFLME
Fileovana Marseille
Week-end 21-22 martsa 2026

ISAN-3-VOLANA
FILEOVANA MARSEILLE
Nice
Week-end 28-29 martsa 2026

ISAN-2-VOLANA
FITANDREMANA MARSEILLE
Genève
Week-end 11-12 aprily 2026

ZAIKAKELY KTLM
SPFLME
Fileovana Paris
17-19 aprily 2026

FIOFANANA MPIANDRY SY MPIOMANA
SPFLME
Toby Pouru-Saint-Rémy
1-3 mey 2026

ZAIKAKELY SALoMa
SPFLME
Week-end 30-31 mey 2026

ISAN-2-VOLANA
FITANDREMANA MARSEILLE
Chapelle Sainte-Claire
Week-end 13-14 jona 2026

ISAN-3-VOLANA
FILEOVANA MARSEILLE
Lausanne
Week-end 4-5 jolay 2026

ISAN-TAONA TOBY
Pouru-Saint-Rémy
9-14 jolay 2026

ISAN-2-VOLANA
FITANDREMANA MARSEILLE
Nice
Week-end 19-20 septambra 2026

ISAN-3-VOLANA
FILEOVANA MARSEILLE
Chapelle Sainte-Claire
Week-end 3-4 oktobra 2026

ISAN-TAONA
SPFLME
Fileovana Ile-de-France
30 oktobra – 1 novambra 2026

FIOFANANA MPAMPIANATRA SALoMa
SPFLME
Fileovana Marseille
Week-end 7-8 novambra 2026

ISAN-2-VOLANA
FITANDREMANA MARSEILLE
Chapelle Sainte-Claire
Week-end 14-15 novambra 2026
FANDAHARAM-POTOANA DESAMBRA 2025
1 – Zoma 12 desambra 2025 à 19h15
Asa sy fampaherezana
2 – Asabotsy 13 sy alahady 14 desambra 2025 : Isan-3volana Fileovana Marseille
Atao any amin’ny FLM Montpellier :
14 Rue des Escholiers, 34440 Saint Jean de Vedas (Salle Tourrière)
(Mikatona ny Fiangonana eto amin’ny FLM Marseille)
3 – Alahady 21 desambra 2025- 10h30 : Alahady IV amin’ny Advento
4 – Alarobia 24 desambra 2025- 19h30 : Sasak’Alina Noely
Saynètes de Noël – Chants – Poèmes
Entrée Libre – Repas de Noël offert
5 – Alakamisy 25 desambra 2025- 10h30 : ANDRO NOELY
Valopy Raki-Bolafotsy – Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo
6 – Alahady 28 desambra 2025 10h30 : Alahady manaraka ny Noely:
Misy Asa sy Fampaherezana
7 – Alakamisy 1 janoary 2026 – 10h30 : TAOM-BAOVAO
Misy Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo

FIVIDIANANA TRANO FIANGONANA
“Ary ho fenoiko voninahitra ity trano ity”
Hagay 2 : 7b

FIARAHANA MANANGANA TRANOM-PINOANA
Ity fanangonana ity dia afahana mividy ny toeram-pivavahana andraisana ny rehetra izay maniry an’Andriamanitra sy ireo rehetra mila fankaherezana aram-pinoana.

FANANGONANA NY FANAMPIANA
Rohy : Leetchi

CONTACT
tresorier.flmmarseille@gmail.com
