Sekoly Alahady Loterana Malagasy

 

 

“Nefa Jesosy kosa nanao hoe :

Avelao ny zaza, ary aza raràna tsy hanatona Ahy ;

Fa an’ny toa azy ny fanjakan’ny lanitra.”

Matio 19 : 14

FANDAHARANA

– 17 oktobra 2026 :

Hetsika SALoMa – Chapelle Sainte-Claire

– 7-8 novambra 2026 :

Fiofanana Mpampianatra SALoMa – Chemin de Sufferchoix, 13410 Lambesc

– 13 desambra 2026 :

Asa iombonana SALoMa – Chapelle Sainte-Claire

Contact

saloma.flmmarseille@gmail.com