Fikambanan-Dehilahy Loterana
FDL
Ny fikambanan-dehilahy dia mitaiza ny lehilahy ho kristiana mendrika
Mail président
fdlmarseille@gmail.com
Ary na inona na inona ataonareo, na amin’ny teny, na amin’ny asa, dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo izany rehetra izany, ka misaora an’Andriamanitra Ray amin’ny alalany.
Kol 3 : 17
Fandaharana
-Asabotsy 20 Jona 2026 manomboka amin’ny 18 ora : Hetsika FDL
-Alahady FDL : Alahady 21 Jona 2026
Fivoriana
– Komity isaky ny Alarobia faha-3 ny volana
– AG isaky ny Asabotsy faha-4 ny volana
Fampianarana
Tahiry
Asa
Famerenan-kira
Karakara: Fanamboarana alitara sy fanadiovana manodidina ny fiangonana
famakiana teny ny Alahady faha-4 ny volana