Fiangonana Loterana Malagasy eto marseille

“Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay”

Hebreo 13 : 8

FLM MARSEILLE

Fitandremana Marseille

Fileovana Marseille

Synodam-Paritany Fiangonana Loterana Malagasy eto Eoropa

Fotoam-pivavahana Alahady amin’ny 10h30

Sekoly Alahady amin’ny 9h30

 Asa sy Fampaherezana Zoma 19h15

Chapelle Sainte Claire

62 rue cade,

13014 Marseille

BUS : 33 sy 38Arrêt Cade Mouton  

           B4Arrêt Picon Busserine

TER : Aix-Marseille – Arrêt Picon Busserine

GPS (Waze, Google maps) : FLM Marseille

! Jereo ny pejy manaraka rehetra, fandaharam-potoana  Janoary 2026

Contact : 07 86 60 04 16

KMSP

SPFLME

Fileovana Marseille

Week-end 21-22 martsa 2026

ISAN-3-VOLANA

FILEOVANA MARSEILLE

Fitandremana Montpellier

Week-end 28-29 martsa 2026

AsabotsySakafo : 12h – 13h30

Fivorian’ny Komity/ Sampana : 13h30-15h20

Fanompoam-pivavahana : 15h30

Fampianarana : “………………………………”

Asa sy Fampaherezana

Hetsiky ny …  : Misy VOKATRA

Sakafo hariva

Alahady   – Petit Déjeuner : 9h

Fanompoam-pivavahana litorjika : 9h30

Sakafo AtoandroVokatra Fileovana

 

 

 

ISAN-2-VOLANA

FITANDREMANA MARSEILLE

Genève

 

Week-end 11-12 aprily 2026

ZAIKAKELY KTLM

SPFLME

Fileovana Paris

17-19 aprily 2026

FIOFANANA MPIANDRY SY MPIOMANA

SPFLME

Toby Pouru-Saint-Rémy

1-3 mey 2026

ZAIKAKELY SALoMa

SPFLME

Chemin de Sufferchoix, 13410 Lambesc

Week-end 30-31 mey 2026

ISAN-2-VOLANA

FITANDREMANA MARSEILLE

Chapelle Sainte-Claire

 

Week-end 13-14 jona 2026

ISAN-3-VOLANA

FILEOVANA MARSEILLE

Lausanne

Week-end 4-5 jolay 2026

ISAN-TAONA TOBY

Pouru-Saint-Rémy

9-14 jolay 2026

ISAN-2-VOLANA

FITANDREMANA MARSEILLE

Nice

 

Week-end 19-20 septambra 2026

ISAN-3-VOLANA

FILEOVANA MARSEILLE

Chapelle Sainte-Claire

Week-end 3-4 oktobra 2026

RETRAITE SPIRITUELLE FBL / FDL

FLM Marseille

La bastide des Joncas

Week-end 10-11 oktobra 2026

ISAN-TAONA

SPFLME

Fileovana Ile-de-France

30 oktobra – 1 novambra 2026

FIOFANANA MPAMPIANATRA SALoMa

SPFLME

Chemin de Sufferchoix, 13410 Lambesc

Week-end 7-8 novambra 2026

ISAN-2-VOLANA

FITANDREMANA MARSEILLE

Chapelle Sainte-Claire

 

Week-end 14-15 novambra 2026

LAVANTY FBL

FLM Marseille

Chapelle Sainte-Claire

Alahady 22 novambra 2026

FANDAHARAM-POTOANA :

(

                                MARSA 2026 

1 – Alahady 1 Marsa 2026 – 10h30: alahady faha-5 alohan’ny Paska/ Alahadin’ny FBL

     Misy Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo

    Valopy FBL

  Fiaraha-misakafo sy fivorian’ny Komity Fiangonana

  

2 – Zoma 6 marsa 2026 – 19h15:

      Asa sy fampaherezana

3 – Alahady 8 marsa 2026 – 10h30 : alahady faha-4 alohan’ny Paska

    Misy asa sy fampaherezana 

   Fivorian’ny Mpandray 

4 – Asabotsy 14 marsa 2026 – 9h30 – 20h: Zaikakely FiFiL SPFLME

Jereo ny fandaharam-potoana (flyer) etsy ambony

5 – Alahady 15 marsa 2026 – 9h-12H : Fotoam-pivavahana litorjika: Zaikakely FiFiL SPFLME

   Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo

6- Talata 17 marsa 2026 – 19h Fivoriana Komity SaLoMa

 7 – Alarobia 18 marsa 2026 – 21h Fivoriana Komity FDL

8 – Zomà 20 marsa 2026 – 19h15

      Asa sy fampaherezana

9 – Asabotsy 21 marsa 2026 – 10h: Fivoriana FDL

10 – Asabotsy 21 marsa 2026 : Fivoriana KMSP- FLME 

Toerana : FLM Marseille

11 – Alahady 22 marsa 2026 – 9h : Fotoam-pivavahana litorjika KMSP-FLME

Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo

12 – Zomà 27 marsa 2026 – 19h15 

 Asa sy Fampaherezana

13 – Asabotsy 28 marsa sy Alahady 29 marsa 2026 : Isan-telo volana Fileovana Marseille

Toerana: Fitandremana Montpellier

(Tsy misy fotoam-pivavahana eto amin’ny FLM Marseille)

14 – Isan’andro manomboka Alatsinainy 30 marsa hatramin’ny Zomà 3 Avrily 2026 – 19h30 : Herinandro Masina

FIVIDIANANA TRANO FIANGONANA

“Ary ho fenoiko voninahitra ity trano ity”

                                        (Hagay 2 : 7b)

FANORENANA TRANO FIANGONANA

 

Ity fanangonana ity dia afahana mividy ny toeram-pivavahana andraisana ny rehetra izay maniry an’Andriamanitra sy ireo rehetra mila fankaherezana ara-pinoana.

 

FANANGONANA NY FANOMEZANA

 

Rohy :  Leetchi

CONTACT

 

tresorier.flmmarseille@gmail.com