Sampana
Kristiana Tanora Loterana Malagasy
KTLM
Ny sampan’ny tanora Loterana Malagasy dia sampana velona sy mavitrika amin’ny fiainan’ny Fiangonana Loterana Malagasy. Izy io dia mampivondrona ny paroasy rehetra manomboka amin’ny 7 ka hatramin’ny 77 taona.
Iraka: fitoriana filazantsara amin’ny alàlan’ny hetsika isan-karazany ary miankina amin’ny fanomezana ara-panahy nomen’ny Tompo ny mpikambana tsirairay ao amin’ity sampana ity.
Ny antoko mpihira dia sampana an’ny sampana tanora loterana malagasy (eto Madagascar, misy koa fikambanana hafa an’ny sampan’ny tanora Loterana Malagasy)

Mail président
jeanloupandriama@outlook.fr

Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho…
Salamo 23:1

FANDAHARAM-POTOANA 2022.
Zaikakely KTLM SPFLME
Asabotsy 9 sy Alahady 10 Aprily 2022 (Fileovana Paris)
Hetsika KTLM SPFLME
Asabotsy 7 Mey 2022


Fivoriana sampana KTLM 2022.
Asabotsy 2 Aprily : AG KTLM
4 ora tolakandro
Alahady 3 Aprily 2022 : Alahadin’ny KTLM
Alahady 17 Aprily 2022 : lavantin’ny Paska
Asabotsy 4 Jona : AG KTLM
4 ora tolakandro
Asabotsy 13 Aogositra :
sortie d’été
Asabotsy 24 Septambra : AG KTLM 4 ora tolakandro
Fiantombohan’ny fanomananana ny Noely
Asabotsy 22 Oktobra ; AG KTLM 4 ora tolakandro
Asabotsy 19 Novambra : AG KTLM 4 ora tolakandro

Hetsika farany nataon'ny sampana KTLM
Famerenan’i Hira ho ny Zaikakely KTLM SPFLME
Hira faha 4 : https://cloud.infodev.ovh/index.php/s/irNqFDg6ABqoWAB


Chorale
Isaky ny Asabotsy manomomboka aminy 5 ora ariva sy isaky ny alahady aminy 10 sy sasany
Fampianarana du Mois
Que personne ne méprise ta jeunesse; mais sois un modèle pour les fidèles, en parole, en conduite, en charité, en foi, en pureté.
Tim 4 : 12

Vidéo

Podcast

Soratra
