Sampana
Fifohazana
”Fifohazana” dia midika hoe fifohazana amin’ny teny Malagasy; ity sampana ity dia sampan’ny fifohazana ara-panahy izay misy misiônera antsoina hoe mpiandry.
Iraka: fitoriana filazantsara, fanamafisana, fampaherezana ny olona tsirairay amin’ny alàlan’ny fifohazana amin’ny finoana sy ny fibebahana

sampana.fifil.flmmarseille@gmail.com

Satrohanao voninahitra ny taona fitahianao; ary ny dianao mitete menaka.
Salamo 65 : 11

Daty 2022
Asa sy fampaherezana
Ny alahady faharoa sy fahefatra ny volana
Isaky ny zoma aminy 19h
Isan-Taona
Toby Pouru Saint Rémy-manomboka aminy
09 Jolay atraminy 14 Jolay
Zaikakely sampana FIFIL SPFLME
19 sy 20 Marsa 2022
Fileovana Marseille
Eglise Sainte Marthe, Plateau de l’Eglise
Marseille 14e
Fiofanana mpiandry sy mpiomana
29, 30 Aprily sy 1er May 2022
Toby Pouru Saint Remy

2022
Tsy hisy asa sy fampaherezana ny zoma 8 Jolay 2022
(Fotoam-isantoana Toby Pouru Saint Rémy)

2022
Taratasin’ny Toby


2022
Janoary
Alahadin’ny sampana FIFIL
Alahady 9 Janoary 2022
Fampianarana cure d’âme
Verset

Vidéo

Podcast

Soratra
