SALoMa
Sekoly Alahady Loterana Malagasy
“Nefa Jesosy kosa nanao hoe :
Avelao ny zaza,
ary aza raràna tsy hanatona Ahy;
fa an’ny toa azy ny fanjakan’ny lanitra.”
Matio 19 : 14

FANDAHARANA
– 8-9 novambra 2025 :
Fiofanana Mpampianatra SALoMa – Lyon
TSY MISY SEKOLY ALAHADY !
– 23 novambra 2025 – 9h30 :
Fanadinana mpianatra SALoMa – Chapelle Sainte-Claire
– 30-31 mey 2026 :
Zaikakely SALoMa
– 7-8 novambra 2026 :
Fiofanana Mpampianatra SALoMa – Fileovana Marseille
Contact
saloma.flmmarseille@gmail.com
