Sampana
Fikambanan-Dehilahy Loterana
FDL
Ny fikambanan-dehilahy dia mitaiza ny lehilahy ho kristiana mendrika

Mail président
fdlmarseille@gmail.com
Ary na inona na inona ataonareo, na amin’ny teny, na amin’ny asa, dia ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Tompo izany rehetra izany, ka misaora an’Andriamanitra Ray amin’ny alalany.
Kol 3 : 17

Fandaharana
20 Martsa 2021 : Fivoriana farany
15 Mey 2021 : Fivoriana manaraka amin’ny

Hetsika
Hetsika hanohanana ny Lehilahy ny Asabotsy 3 Desambra ho avy izao
Film + Barquettes
“Dia hoy indray Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izaho no vavahadin’ ondry.”
Jaona 10:7

Fampianarana

Tahiry

Asa
Famerenan-kira
Karakara: Fanamboarana alitara sy fanadiovana manodidina ny fiangonana
“Dia hoy indray Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izaho no vavahadin’ ondry.”
Jaona 10:7

Vidéo

Podcast

Soratra
