Sampana

Fikambanam-Behivavy Loterana
FBL

Ny vehivavy rehetra mpandray ny fanasan’ny Tompo ao amin’ny fiangonana dia mambra ny fikambanam-behivavy.

Contact

Mail président

fblflmmarseille@gmail.com

Isika tia, satria Izy efa tia antsika taloha”

1 Jaona 4 : 19

Fandaharana

Fianarana hira : rehefa vita ny fiangonana ny alahady 2 May,et 9 May fanaovana enregistrement gala FBL

15 May 2021 @ 3 ora: Fivorian’ny mpikambana Mitarika Maeva

 

Fianarana

Fianarana manjaitra : Nalefa video amin’ny google drive ny cours courture jupe

Taratasy

Rohy

Vaovao

Fampianarana

Verset

 

Vidéo

Podcast

Soratra

Partage