FBL

Fikambanam-Behivavy Loterana

Isika tia, satria Izy efa tia antsika taloha.”

I Jaona 4 : 19

FANDAHARANA

– 26 oktobra 2025 :

Lavanty – Aorian’ny fotoam-pivavahana

– 22 novambra 2025 :

Retraite spirituelle – Domaine de Branguier

– 29 novambra 2025 :

Hetsika – Chapelle Sainte-Claire

– 14-15 febroary 2026 :

Zaikakely FBL – Fileovana Strasbourg

Ny vehivavy rehetra mpandray ny fanasan’ny Tompo dia mambra ny fikambanam-behivavy.

Contact

fblflmmarseille@gmail.com