FiFiL

Fikambanam-Fifohazana Loterana

 

Sampana FiFiL dia sampan’ny fifohazana ara-panahy izay misy misiônera antsoina hoe mpiandry.

Iraka : fitoriana filazantsara, fanamafisana, fampaherezana ny olona tsirairay amin’ny alàlan’ny fifohazana amin’ny finoana sy ny fibebahana. 

“Satrohanao voninahitra ny taona fitahianao; ary ny dianao mitete menaka.”

Salamo 65 : 11

FANDAHARANA

– 14-15 martsa 2026 :

Zaikakely FiFiL – Fileovana Marseille

– 1-3 mey 2026 :

Fiofanana mpiandry sy mpiomana – Toby Pouru-Saint-Rémy

– 9-14 jolay 2026 :

Isan-taona Toby Pouru-Saint-Rémy

Contact

sampana.fifil.flmmarseille@gmail.com