KTLM
Kristiana Tanora Loterana Malagasy
Ny sampana KTLM dia sampana velona sy mavitrika amin’ny fiainan’ny Fiangonana Loterana Malagasy.
Iraka : fitoriana filazantsara amin’ny alàlan’ny hetsika isan-karazany ary miankina amin’ny fanomezana ara-panahy nomen’ny Tompo ny mpikambana tsirairay, manomboka amin’ny 7 ka hatramin’ny 77 taona.
Ny antoko mpihira dia sampana an’ny sampana tanora loterana malagasy.
Jeremia 29 : 11
“Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah,
dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo
fanantenana ny amin’ny farany.”

FANDAHARANA
– 17-19 aprily 2026 :
Zaikakely KTLM – Fileovana Paris

Contact
jeanloupandriama@outlook.fr