SALoMa

Sekoly Alahady Loterana Malagasy

“Nefa Jesosy kosa nanao hoe :

Avelao ny zaza,

ary aza raràna tsy hanatona Ahy;

fa an’ny toa azy ny fanjakan’ny lanitra.”

Matio 19 : 14

ZAIKAKELY SALoMa

FIOFANANA MPAMPIANATRA SALoMa

FANDAHARANA

– 30-31 mey 2026 :

Zaikakely SALoMa – Chemin de Sufferchoix, 13410 Lambesc

– 7-8 novambra 2026 :

Fiofanana Mpampianatra SALoMa – Chemin de Sufferchoix, 13410 Lambesc

Contact

saloma.flmmarseille@gmail.com